plt_tn/jas/02/25.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Toy izany koa ... nohamarinina tamin'ny asa
Milaza ny nahamarina an'i Abrahama i Jakoba ary ny nahamarina an'i Rahaba ihany koa. Izy ireo dia samy nohamarinina tamin'ny asa.
# Rahaba mpivaro-tena tsy nohamarinina tamin'ny asa koa ve izy ... lalan-kafa?
Mampiasa ity fanontaniana fampisainana ity i Jakoba mba hampianarana ny mpamaky. DH: "izay nataon'i Rahaba mpivaro-tena no nanamarina azy ... lalan-kafa."
# Rahaba mpivaro-tena
Ilay vehivavy antsoina hoe Rahaba ao amin'ny tantaran'ny Testamenta Taloha no andrasan'i Jakoba mba ho fantatry ny mpamaky.
# nohamarinina tamin'ny asa
Miresaka momba ny asa toy ny hoe zavatra zao atao ho fananana i Jakoba.
# ireo iraka
Resahin'i Jakoba toy ny hoe zavatra azo atao fananana ny asa.
# nandefa azy ireo tamin'ny lalan-kafa
"ary avy eo nanampy azy ireo handositra ny tanàna"
# Fa maty ny tena raha misaraka amin'ny fanahy, dia toy izany ihany koa, ny finoana tsy misy asa dia maty
Resahin'i Jakoba toy ny hoe vatana maty tsy misy fanahy ny finoana tsy arahan'asa.