forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# ny rahalahy mahantra
|
|
|
|
"ny mpino izay tsy dia manam-bola"
|
|
|
|
# hanao ny fisandratany ho reharehany
|
|
|
|
Ny olona izay nomen'Andriamanitra voninahitra dia resahina ho toy ny olona mijoro eo amin'ny toerana ambony.
|
|
|
|
# fa ny olona manan-karena
|
|
|
|
"fa ny olona izay manana vola be.'' Ireo mety ho dikany dia 1) mpino ilay lehilahy mpanan-karena na 2) tsy mpino ilay lehilahy mpanan-karena.
|
|
|
|
# amin'ny fietreny
|
|
|
|
Tokony ho faly ny mpino iray raha entin'Andriamanitra amin'ny fahoriana. DH: "tokony ho faly fa nomen'Andriamanitra izany toerana izany"
|
|
|
|
# izy dia hilofika tahaka ny voninkazo-dia eny amin'ny ahitra
|
|
|
|
Atao mitovy amin'ny voninkazo-dia ny olona mpanan-karena, izay velona vetivety ihany.
|
|
|
|
# olona manan-karena dia halazo eny amin'ny atsasaky ny diany
|
|
|
|
Eto ny fampitahana amin'ny voninkazo dia mbola mitohy. Toy ny voninkazo izay tsy maty tampoka fa malazo ao anatin'ny fotona fohy, toy izany koa ny olona manan-karena dia tsy voatery ho faty tampoka saingy vetivety monja dia manjavona.
|
|
|
|
# atsasaky ny diany
|
|
|
|
Ny asa ataon'ny mpanan-karena andavanandro dia raisina toy ny dia izay ataony. Ity sarin-teny ity dia ilazana fa tsy nahazo eritritra ny amin'ny fiavian'ny fahafatesany izy, ary mahavoa azy tampoka izany.
|