plt_tn/zec/10/06.md

593 B

Hampahery ny taranak'i Joda Aho

DH: "Hampatanjaka ny vahoakan'i Joda Aho"

ny taranak'i Josefa

Io dia manondro ny vahoaka any avaratry ny fanjakan'Israely.

tsy nolaviko izy ireo

DH: "Tsy nandà azy ireo Aho"

ho toy ny mpiady i Efraima

"Efraima" eto dia manondro ny fanjakan'Israely avaratra. DH: "Hatanjaka tokoa i Efraima"

hifaly toy ny azon'ny divay ny fon'izy ireo

DH: "ary ho faly be marina izy ireo"

hahita izany ireo zanany ka hifaly. Hifaly Amiko ny fon'izy ireo!

DH: "Ho hitan'ny zanak'izy ireo izay nitranga ka ho faly noho izay nataon'i Yaveh taminy izy ireo!"