plt_tn/zec/10/03.md

589 B

Ny hatezerako dia mirehitra amin'ireo mpiandry ondry

"Ireo mpiandry ondry" dia manambara ireo mpitarika ny vahoakan'Andriamanitra. DH: "Mafy ny hatezerako amin'ireo mpiandry ny vahoakako" na "Tezitra mafy amin'ireo mpitarika ny vahoakako Aho"

ireo osilahy— mpitarika—no ho faiziko

"Ireo osilahy" dia manambara ireo mpitarika mpampahory.

Yaveh tompon'ny maro ihany koa dia hanatrika ireo ondriny, dia ny taranak'i Joda

DH: "Hikarakara ny ankohonan'i Joda Aho"

hanao azy ireo toy ny soavaly fentiny any amin'ny ady

DH: "hanome azy ireo ny tanjako mahery tsy misy tahotra"