miady
"ao an'ady"
mitam-piadiana hanohitra
"mba hiambenana amin'ny" na "mba hiadiana"
fampihorohoron'ny alina
Io dia manambara izay loza mety hanjo mandritra ny fahamaizinan'ny alina, toy ny mpandroba.
seza filanjana
seza izay misy bao lava izay ataon'ny olona filanjana olona manan-danja