Mbola voalaza hatrany hoe
"Ary voalazan'ny soratra masina indray hoe"
miaraka amin'ny vahoakany
Manondro ny vahoakan'Andriamanitra io. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra"
hidera Azy
"hidera ny Tompo"