forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
886 B
Markdown
20 lines
886 B
Markdown
# Raha ny momba ny fikirizana, aza misalasala. Raha ny momba ny Fanahy, aoka hafana fo. Momba ny Tompo, tompoy Izy
|
|
|
|
"Aza kamo amin'ny raharahahanareo, fa aoka hafana fo amin'ny fanarahana ny Fanahy ary amin'ny fanompoana ny Tompo"
|
|
|
|
# Mifalia ao amin'ny fahatokiana izay hanananao momba ny ho avy
|
|
|
|
Mandroso hevitra eto i Paoly fa ireo mpino dia mahazo matoky fa Andriamanitra dia hanampy azy ireo. DH: "Mifalia satria ianareo dia matoky fa hanampy anareo foana Andriamanitra"
|
|
|
|
# Mahareta amin'ireo olanao
|
|
|
|
"Mahareta na oviana na oviana manana olona ianareo"
|
|
|
|
# Miantrà ny filàn'ireo mpino
|
|
|
|
Ity no lohahevitra farany ao amin'ny lisitra izay niatomboka tao amin'ny 12:9. "Rehefa ao anatin'ny olana ireo namana Kristiana, ampio izy ireny amin'izay ilainy"
|
|
|
|
# Mitadiava fomba maro hampiantranoanao olona
|
|
|
|
"Ampandrosoy ao an-tranonareo hatrany izy ireo rehefa mila toerana mba hitoerana"
|