forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
910 B
Markdown
24 lines
910 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ato amin'ity fizarana iray ity Paoly dia manazava ny tsy finoan'Isiraely ho toy ny firenena izay nambara mialohan'ny fotoana tamin'ny alalan'i Hosea mpaminany.
|
|
|
|
# Araka izay nolazainy tao amin'i Hosea ihany koa
|
|
|
|
Eto ny mpisolo tena tampisaka "-ny" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Araka ny nolazain'Andriamanitra ihany koa ao amin'ny boky izay nosoratan'i Hosea"
|
|
|
|
# Hosea
|
|
|
|
Hosea dia mpaminany.
|
|
|
|
# Hiantso ny oloko izay tsy oloko Aho
|
|
|
|
"Hifidy ho oloko ireo izay tsy oloko Aho"
|
|
|
|
# ny malalany ilay tsy malala
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "malalany" dia ny maneho an'i Gomera, vadin'i Hosea, izay misolo-tena ny firenen'Isiraely. Afaka adika hoe. DH: "Hifidy ilay iray izay tsy tiako ho tiako Aho"
|
|
|
|
# 'zanak'Andriamanitra velona
|
|
|
|
Ny teny hoe "velona" dia mety hilazana hoe Andriamanitra irery ihany no Andriamanitra "marina," ary toy ireo sampy. DH: "zanak'ilay Andriamanitra marina."
|