forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fa afaka naniry aho fa izaho tenako dia ho voaozona ka hiataka amin'i Kristy noho ny amin'ireo rahalahiko, ireo izay iray firazanana amiko araky ny nofo
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "Raha izaho manokana dia vonona ny hamela an'Andriamanitra hanozona ahy ary, hamoisaraka ahy amin'i Kristy mandrakizay raha izany no hanampy ireo Isiraelita namako, izay oloko manokana, mba hino an'i Kristy"
|
|
|
|
# ireo rahalahiko
|
|
|
|
Eto izany dia midika hoe naman Kristiana, ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy.
|
|
|
|
# Izy ireo dia Isiraelita
|
|
|
|
"izay ireo, mitovy amiko, dia Isiraelita. Andriamanitra nifidy azy ireo mba ho taranak'i Jakoba"
|
|
|
|
# Izy ireo dia manana fananganana
|
|
|
|
Paoly dia mampiasa ny sari-teny "fananganana" mba hilaza fa ireo Isiraelita dia tahakan'ny zanak'Andriamanitra. DH: "Izy ireo dia manana an'Andriamanitra ho Ray"
|
|
|
|
# Ny azy ireo dia ireo razana izay nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo" dia midika fa Kristy dia taranaky ny razan'ny zanak'Israely ara-nofo. DH: "Kristy dia tonga nofo toy ny taranaka avy amin'ny razan'izy ireo"
|