plt_tn/rom/07/09.md

8 lines
385 B
Markdown

# dia velona indray ny ota
Io dia mety hidika hoe 1) "Tsapako fa nanota aho" na 2) "naniry mafy ny hanota aho"
# Ny didy izay tokony hitondra fiainana no nivadika ho fahafatesana ho ahy.
Paoly dia miresaka momba ny fanamelohan'Andriamanitra toy hoe ny fahafatesan'ny nofo no vokatr'izany voalohany. DH: "Andriamanitra nanome ahy ny didy mba hahavelona ahy, kanefa namono ahy izany"