forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Ary dia
|
|
|
|
Ny hoe "Ary" eto dia ampiasaina mba hampifandraisana ny nanamarinina an'i Abrahama tamin'ny finoana amin'ny fanamarinana ny mpino ankehitriny amin'ny finoana ny fahafatesan'i Kristy sy ny fitsanganany tamin'ny maty.
|
|
|
|
# an'ny tombotsoany irery ihany
|
|
|
|
"ho an'i Abrahama irery ihany"
|
|
|
|
# fa nisaina ho azy izany
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "fa Andriamanitra nanisa izany ho fahamarinana" na "noraisin'Andriamanitra ho Marina izy"
|
|
|
|
# ho antsika
|
|
|
|
Ny mpisolo tena tampisaka "-ntsika" eto dia manondro an'i Paoly ary ao antin'izany koa ny mpino ao amin'i Kristy.
|
|
|
|
# Nosoratana ho antsika ihany koa izany, ho an'izay hanisana izany, isika izay mino
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "izany dia ho an'ny tombotsoantsika ihany koa, satria ho raisin'Andriamanitra ho marina ihany koa isika raha mino"
|
|
|
|
# Azy izay nanangana
|
|
|
|
"Andriamanitra, izay nanangana"
|
|
|
|
# Izy Ilay iray natolotra noho ireo fahotantsika
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "Izy ilay iray izay natolotr'Andriamanitra teo amin'ireo izay namono azy"
|
|
|
|
# natsangana mba hanamarina antsika.
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "ary natsangan'Andriamanitra ho velona mba hahafahan'Andriamanitra manamarina antsika eo aminy"
|