forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
764 B
Markdown
16 lines
764 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Paoly dia manamafy fa na dia ireo mpino taloha aza dia nohamarinina tamin'Andriamanitra tamin'ny finoana fa tsy tamin'ny lalàna.
|
|
|
|
# Inona ary izany no ho lazaintsika fa hitan'i Abrahama, rain'ny razantsika araky ny no
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hisintonana ny sain'ny mpamaky, ary manomboka miresaka zava-baovao. DH: "Izany no hitan'i Abrahama razantsika araka ny nofo"
|
|
|
|
# Fa inona no ambaran'ny Soratra Masina
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io i Paoly mba ho fanamafisana. Miresaka ny amin'ny Soratra Masina izy, toy ny hoe velona izany ary afaka miresaka. DH: "Fa afaka vakiantsika ao amin'ny Soratra Masina"
|
|
|
|
# ary nisainy ho fahamarinany izany
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "ary noraisin'Andriamanitra ho olona marina Abrahama"
|