forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
662 B
Markdown
12 lines
662 B
Markdown
# Ianao izay faly mirehareha ao amin'ny lalàna, manala-baraka an'Andriamanitra va ianao amin'io fandikanao ny lalàna io?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo mpamaky. Afaka adika hoe DH: "ratsy ny filazanao fa mirehareha amin'ny lalàna ianao, kanefa miaraka amin'izany da tsy mankatoa izany ianao ary mitondra henatra ho an'Andriamanitra!"
|
|
|
|
# ny anaran' Andriamanitra dia efa afa-baraka teo amin'ireo Jentilisa
|
|
|
|
Afaka adika hoe DH: "Ny asa ratsinareo dia mitondra henatra ho an'Andriamanitra amin'ny fisainan'ireo Jentilisa"
|
|
|
|
# anaran' Andriamanitra
|
|
|
|
Ny teny hoe "anarana" dia ilazana ny fahafenoan'Andriamanitra, fa tsy ny anarany irery ihany.
|