plt_tn/rev/02/16.md

573 B

Mibebaha

"Koa mibebaha"

Fa raha tsy izany,

"Fa raha tsy mibebaka ianao, "

hifanandrina amin'izy ireo

"hiady amin'izy ireo"

miaraka amin'ny sabatry ny vavako.

Izany dia midika fa amin'ny alalan'ny fanomezana baiko tsotra Jesosy dia handresy ireo fahavalony .

Aoka izay manan-tsofina hihaino

Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"

ilay iray izay maharesy

Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"