plt_tn/psa/078/058.md

8 lines
312 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.
# izy ireo nampatezitra Azy tamin'ny fitoerana avon'izy ireo ary nihantsy ny hasarotam-piarony tamin'ireo sampy
Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana ary manana hevitra mitovy.