forked from WA-Catalog/plt_tn
445 B
445 B
ny lovanao
Ity dia miresaka momba ny vahoakan'Andriamanitra toy ny hoe zavatra nolovain'Andriamanitra. DH: "ny fanananao" na "izay Anao"
Meteza ho mpiandry ondriny ary hazony mandrakizay izy ireo
Ny mpanoratra miresaka momba an'i Yaveh toy ny hoe mpiandry ondry Izy ary ny vahoaka no ondry. Ny mpiandry ondry dia mitondra ny ondry raha mila vonjy na fiarovana izany. DH: "Meteza ho toy ny mpiandry ondriny ka arovy izy mandrakariva ireo"