forked from WA-Catalog/plt_tn
766 B
766 B
Tora-kovitra izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo izay manao zava-dratsy.
Andriamanitra dia momba ny fiangonana marina
Ny milaza fa "Andriamanitra dia momba" ireo izay marina dia midika fa mamonjy azy ireo Izy. Azo ambara mazava izany ao amin'ny dika-teny. DH: "Andriamanitra mamonjy izay manao amim-pahamarinana" (UDB) na "Andriamanitra mamonjy izay manao zavatra tsara"
Ianao maniry
Ny teny hoe "ianao" eto dia manondro ireo olo-dratsy.
ny hampamenatra ny olona mahantra
"ny hanao ny olona mahantra hahatsiaro menatra"
na dia Yaveh aza no fialofany
Izany dia milaza ny fiarovana izay atolotr'i Yaveh toy ny hoe fialofana hahafahan'ny olona tadiavina ao amin'ny tafio-drivotra Izy. DH: "Tahaka ny fialofana fiarovana ho azy i Yaveh"