plt_tn/psa/013/003.md

20 lines
515 B
Markdown

# Jereo aho ary valio,
"Omeo ahy ny fifantohanao ary henoy aho"
# Omeo fahazavana ny masoko
Izany dia fomba entina hangatahana hery. DH: "Atanjaho indray aho"
# fandrao aho ho renoka ao amin'ny fahafatesana
Ny "renoka ao amin'ny fahafatesana" midika hoe maty.
# Ny fahavaloko aza avela hiteny ... mba tsy hahafahan'ny fahavaloko miteny
"Ireo fahavaloko aza avela hilaza momba ahy ... Mba tsy hahafahan'ny fahavaloko milaza momba ahy"
# rehefa lavo aho
"rehefa potraka aho" na "rehefa mandavo ahy izy ireo"