forked from WA-Catalog/plt_tn
726 B
726 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
Ampiarahana amin'ny lokanga
"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"
atao amin'ny fomba Al-shasheminith
Mety manondro fomba ara-mozikaly ity
Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
mangovitra ny taolako
Ny taolana dia maneho ny tena manontolo. Mety hoe efa nangovitra ny taolany satria narary izy na koa reraka loatra. DH: "mangovitra ny vatako manontolo"