forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Ny herisetran'ny ratsy fanahy dia hisintona azy ireo
|
|
|
|
Toy ny hoe olona izay afaka misintona ny olona hafa no firesaky ny mpanoratra ny herisetra. Ho faizin'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy manisy ratsy ny namany tsy manan-tsiny nohon'ny asa feno setrasetra nataony.
|
|
|
|
# Ny herisetran'ny ratsy fanahy
|
|
|
|
Ny teny hoe "herisetra" dia entina ilazana ny asa feno setrasetra na zavatra ataon'ny olona mba hamelezana ny namany tsy manan-tsiny. Ny teny hoe "ratsy fanahy" dia mpamaritra anarana ary azo adika amin'ny andian-teny misy anarana, "olona ratsy fanahy." DH: "Ny asa feno herisetra ataon'ny olona ratsy fanahy mba hanisiana ratsy ny namany tsy manan-tsiny"
|
|
|
|
# hisintona azy ireo
|
|
|
|
"mitazona azy ireo ary manery azy hiseho eo anatrehan'Andriamanitra mba hahafahan'Andriamanitra mitsara azy ireo"
|
|
|
|
# Miolakolaka ny lalan'ny olona meloka
|
|
|
|
Fampitahana ny fomba fiainan'ny olona iray amin'ny lalana miolakolaka izay andehanan'ny olona iray izany. Fomba fiteny io. DH: "Ny fomba fiainan'ny meloka dia miolakolaka"
|
|
|
|
# Miolakolaka
|
|
|
|
Eto ny hoe "miolakolaka" dia midika hoe mikitaontaona na tsy mahitsy. Sarinteny ilazana ny fahadisoana ara-moraly io. DH: "diso"
|