forked from WA-Catalog/plt_tn
575 B
575 B
Efa teraka aho ... Efa teo aho
Ny Fahendrena miresaka momba azy ihany io.
teraka aho
"velona aho"
nametraka
Ny fametrahana zavatra dia mahatonga zavatra iray hoe eo amin'ny fototra marina. DH: "nahary" na "nanao"
Izy nanoritra boribory tany amin'ny faritry ny lalina
Entina ilazana ny fametrahana fetra ahafahan'ny olona iray ao anaty sambo eny an-dranomasina mahita ny manodidina azy io. DH: "rehefa nomarihiny teo amin'ny faritry ny ranomasim-be izay farany lavitra mety hahitan'ny olona eny an-dranomasina ny lalana rehetra"
ny lalina
"ny ranomasim-be"