hanamavo ny mpangalatra
"hankahatra ny mangalatra" na "tsy hihevitra fa ratsy ny mpangalatra"
raha tratra kosa izy
Io dia azo atao hoe DH: "raha misy mahatratra azy"
ao an-tranony
Io hevitra ambadika io dia manambara fa ny zavatra rehetra ao an-tranony no hananany. DH: "izay hananany"