plt_tn/num/33/53.md

432 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

lovainareo...ny tany

Ny fanambaràn'ireo Israelita ny tany ho fananan'izy ireo maharitra dia resahina toy ny hoe nandova ny tany izy ireo.

Na aiza na aiza hilatsahan'ny antsapaka amin'ireo foko tsirairay avy, izany tany izany dia ho azy

"Ny foko tsirairay avy dia hahazo tany araka izay hilatsahan'ny antsapaka eo"