plt_tn/num/28/23.md

647 B

takiana isa-maraina

DH: "izay takian'i Yaveh isa-maraina"

Araka ny voafaritra eto

DH: "Araka izay efa nofaritako, Yaveh eto''

ny fanatitra sakafo natao tamin'ny afo

DH: "tsy maintsy mandoro fanatitra sakafo eo amin'ny alitara ianao"

hanitra mamerovero ho an'i Yaveh

"ho hanitra mamerovero ho an'i Yaveh"

Tsy maintsy atolotra izany

DH: "Tsy maintsy atolotrao izany"

manao fiangonana masina mba hanomezana voninahitra

"miara-miangona mba hanompo sy hanome voninahitra an'i Yaveh." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika hoe miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.