forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
508 B
Markdown
8 lines
508 B
Markdown
# Efa nampanantena zavatra ka tsy nanao izany ve Izy? Efa niteny ve Izy fa hanao zavatra ka tsy notanterahiny izany?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana ireo dia samy midika zavatra iray ihany ary manindry fa hanao izay lazainy hataony Andriamanitra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "tsy mbola nampanantena zavatra ka tsy nahatanteraka izany Izy. Efa nanao izay efa nolazainy hatao tokoa Izy."
|
|
|
|
# efa nodidiana aho mba hitahy
|
|
|
|
DH: "Efa nandidy ahy mba hitahy ireo Israelita Andriamanitra"
|