plt_tn/num/10/35.md

925 B

Rehefa miainga ny fiara

Eto ny fiara dia resahina toy ny hoe olona mandeha. Tena nolanjain'ireo lehilahy tokoa ny fiara. DH: "Rehefa milanja ny fiara mba hiainga ny olona"

Mitsangàna, ry Yaveh

Eto ny teny hoe "mitsangàna" dia fangatahana amin'i Yaveh mba hiasany, eto dia mangataka Azy mba hampiely ny fahavalon'izy ireo i Mosesy.

Ampandosiro hiala eo Aminao izay mankahala Anao

Eto i Mosesy dia miresaka momba an'i Yaveh mahatonga ny fahavalon'izy ireo mba handositra ny vahoakan'Israely toy ny hoe mandositra an'i Yaveh izy ireo. DH: "Ataovy mitsoaka ny fiaranao sy ny vahoakanao ireo izay mankahala Anao"

Rehefa mijanona ny fiara

Eto ny fiara dia resahina toy ny hoe olona izay mandeha. Nolanjain'ireo lehilahy tokoa ny fiara. DH: "Rehefa milanja ny fiara hijanona ny olona"

an'aliny maro

Io dia manondro ny vahoaka. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "vahoaka an'aliny maro"