forked from WA-Catalog/plt_tn
506 B
506 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh.
ny fizaran'ny tobin'i Dana
Io dia manondro ireo fizaran'i Dana, Asera, ary Naftaly izay teo amin'ny antokon'i Dana. DH: "ireo fizarana izay nitoby teo amin'ny antokon'i Dana"
Ahiezera zanaka lahin'i Amisaday
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io anaran-dehilahy io.
62.700
Io dia mamaritra ireo lehilahy. DH: "62.700 lahy"