forked from WA-Catalog/plt_tn
740 B
740 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana ny fototra momba ireo fahagagana izay ho ataon'i Jesosy amin'ny famokisana olona efatra arivo.
mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina
"ireo izay tsy afa-nandeha, ireo izay tsy afa-nahita, ireo izay tsy afa-niteny, ary ireo izay tsy niasa ny tanany na ny tongony"
Napetrak'izy ireo teo an-tongotr'i Jesosy ireo
Eto ny "tongotra" dia midika hoe napetrak'izy ireo teo anoloan'i Jesosy ireo marary. DH: "Noentin'ireo vahoaka teo amin'i Jesosy ireo olona marary"
ny kilemaina ... ny mandringa ... ny jamba
Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "ireo olona kilemaina ... ireo olona mandringa ... ireo olona jamba"