forked from WA-Catalog/plt_tn
959 B
959 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Eto ny tantara dia miova mankany amin'ny trano izay nitoeran'i Jesosy sy ireo mpianatra. Manomboka manazava amin'izy ireo ilay fanoharana momba ny saha izay nisy vary sy tsimparifary i Jesosy, izay nolazainy nanomboka tao amin'ny 13:24.
nankao an-trano
"niditra tany anatiny" na " niditra tao amin'ny trano izay nitoerany"
Ilay mamafy
"Ilay mpamafy"
Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
ireo zanaky ny fanjakana
Eto ny "zanaka" dia midika hoe manana toetoetra manahaka olona iray na zavatra iray. DH: "ireo olon'ny fanjakana"
ny fanjakana
Eto ny ''fanjakana'' dia maneho an'Andriamanitra Mpanjaka. DH: "an'Andriamanitra"
zanak'ilay ratsy
Eto ny "zanaka" dia midika hoe manana toetoetra manahaka olona iray na zavatra iray. DH: "ireo izay an'ilay ratsy"
ny fahavalo izay namafy azy ireo
"ny fahavalo izay namafy ireo voa-tsimparifary"
fiafaran'izao tontolo izao
"fara-andro"