plt_tn/luk/24/36.md

28 lines
885 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny anakpobeny
Jesosy miseho amin'ireo mpianatra. Rehefa tonga mialoha tao amin'ilay trano nisy ireo iraika ambin'ny folo ireo roa lahy, dia tsy niaraka tamin'izy ireo Jesosy.
# Jesosy tenany
Ny ''tenany'' dia mifantoka amin'i Jesosy sy ny tsy ampoizina amin'i Jesosy miseho amin'izy ireo. Ny ankamaroan'izy ireo dia tsy nahita Azy taorian'ny fitsanganany.
# teo afovoan'izy ireo
''teo amin'izy ireo''
# Fiadanana anie ho anareo
''Hanana fiadanana anie ianareo'' na ''Andriamanitra anie hanome fiadanana anareo!''
# Saingy raiki-tahotra izy ireo
Ny ''saingy'' dia manondro fifanoherana lehibe. Jesosy niteny azy ireo hanana fiadanana, nefa izy ireo raiki-tahotra.
# nihevitra fa nahita fanahy
''nieritreritra fa matotoa no hitan'izy ireo.'' Mbola tsy azon'izy ireo marina fa tena velona Jesosy.
# fanahy
Eto izany dia maneho fanahan'olona efa maty.