forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
991 B
Markdown
32 lines
991 B
Markdown
# izy ireo nanizingizina
|
|
|
|
''nanizingizina ny vahoaka''
|
|
|
|
# tamin'ny feo avy
|
|
|
|
''tamin'ny hiakiaka''
|
|
|
|
# mba homboana
|
|
|
|
DH: ''an'i Pilato mba hanomboan'ireo miaramilany an'i Jesosy''
|
|
|
|
# Ny feon'izy ireoo dia nandresy lahatra an'i Pilato
|
|
|
|
''ary nanohy nihiakiaka foana ny vahoaka mandra-paresy lahatr'izy ireo an'i pilato''
|
|
|
|
# nanaiky ny fangatahan'izy ireo
|
|
|
|
''hanao izay nangatahin'ny vahoaka''
|
|
|
|
# Navotsony ilay iray nangatahin'izy ireo
|
|
|
|
Ity dia midika hoe navotsitr'i Pilato avy tao am-pigadrana Barabasy. DH: ''Pilato nanafaka an'i Barabasy izay nangatahin'ny vahoaka ho avotsotra''
|
|
|
|
# izay nalefa tany am-ponja ... famonoana olona
|
|
|
|
Ity dia fampahafantarana fototra momban'i Barabasy tamin'izany fotoana izany. DH: ''izay nogadrain'ireo Romana ... famonoana olona''
|
|
|
|
# natolony ho amin'ny sitrapon'izy ireo Jesosy
|
|
|
|
''Pilato nibaiko ireo miaramila mba hanao amin'i Jesosy izay angatahin'ny vahoaka ho ataon'izy ireo'' na ''Pilato namela ny vahoaka hanao amin'i Jesosy izay tian'izy ireo atao''
|