forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
882 B
Markdown
24 lines
882 B
Markdown
# Milaza aminareo aho
|
|
|
|
Raha manohy miresaka amin'ireo mpianany Jesosy, dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay lazainy azy ireo Izy.
|
|
|
|
# amin'izany alina izany
|
|
|
|
Ity dia maneho izay hitranga raha Izy, Zanak'Olona, no avy amin'ny alina.
|
|
|
|
# hisy olona roa eo ambonin'ny fandriana iray
|
|
|
|
Ny fanamafisana dia tsy eo amin'ireo olona roa ireo, fa amin'ny zava-misy hoe hisy olona sasany ho alaina ary ireo hafa ho avela.
|
|
|
|
# ny anankiray ho raisina, ary ny anankiray ho avela
|
|
|
|
''Olona iray no ho alaina ary ilay olona iray ho avela eo.'' DH: ''Andriamanitra dia haka olona iray ary hamela ny iray hafa'' na ''Ireo anjely dia haka iray ary hamela ny iray hafa''
|
|
|
|
# Hisy roa vavy miara-mitoto vary
|
|
|
|
Ny fanamafisana dia tsy any amin'ireo roa vavy na ny ataon'izy ireo, fa amin'ny zava-misy hoe ny olona sasany dia ho alaina ary ireo hafa ho avela.
|
|
|
|
# miara-mitoto vary
|
|
|
|
''miara-mitoto voam-bary''
|