forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
731 B
Markdown
20 lines
731 B
Markdown
# Inona re no hataoko ... ny tompoko?
|
|
|
|
Ilay mpitandri-pananana dia mametraka ity fanontaniana ity amin'ny tenany, ho famerenana ny safidiny. DH: "Mila misaina izay tokony hataoko aho ... ny tompoko"
|
|
|
|
# ny tompoko
|
|
|
|
Ity dia maneho ilay lehilahy manan-karena. Tsy andevo ilay mpitandrin-draharaha. DH: "ny mpampiasako"
|
|
|
|
# Tsy manan-kery hiasana tany aho
|
|
|
|
"tsy manana tanjaka entina miasa tany aho" na "tsy afaka miasa tany aho"
|
|
|
|
# mba rehefa esorina amin'ny asa fitantanako aho
|
|
|
|
DH: "rehefa very amin'ny asa fitantanako aho" na '''rehefa esorin'ny tompoko amiko ny asa fitantanako"
|
|
|
|
# dia hampandroso ahy ao an-tranon'izy ireo ny olona
|
|
|
|
Ity dia milaza fa ireo olona ireo dia hanome asa azy, na zavatra hafa izay tsy maintsy hiainany.
|