forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
594 B
Markdown
12 lines
594 B
Markdown
# Mandehana amin'ny lalanareo
|
|
|
|
"Mandehana any amin'ireo tanàna" na "Mandehana any amin'ireo olona"
|
|
|
|
# alefako tahaka ny zanak'ondry eo afovoan'ny ambodia ianareo
|
|
|
|
Ny ambodia dia manafika sy mamono ny ondry. Ity dia sariteny midika hoe misy olona manana fikasana handratra ireo mpianatra izay irahan'i Jesosy. DH: "Rehefa hirahiko ianareo, dia hisy olona te-handratra anareo toy ny hanafihan'ny ambodia ireo ondry"
|
|
|
|
# aza miarahaba na iza na iza eny an-dalana
|
|
|
|
Jesosy nanamafy fa mandeha mafy izy ireo mankany amin'ny tanàna ary manao ity asa ity. Jesosy tsy niteny azy ireo tsy halala fomba.
|