forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
465 B
Markdown
8 lines
465 B
Markdown
# Ho Jobily ho anao
|
|
|
|
"taona fiverenana amin'ny laoniny" na "taona mba hamerenanao ny tany." Ny olona mamerina ilay tany dia azo lazaina mazava. DH: "taona mba hamerenanao amiko ny tany"
|
|
|
|
# Aoka ianao hihinana ny vokatra izay maniry ho azy ivelan'ireo saha
|
|
|
|
Yaveh dia tsy namela ny tompon'ny tany handrindra ny mpiasany sy ny vokatry ny taniny araka ny fanaony mandritra ny enin-taona hafa. Na izany aza, Izy dia namela ny tsirairay handeha ka hihinana izay hitany.
|