niteny ...Aho
Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
tsy hisy hihinana rà eo aminareo
"Tsy hisy hihinana hena mbamin'ny rà amin'izany eo aminareo"
izay azo hanina
DH: "izay nolazaiko fa azon'izy ireo hanina"
ary hanototra tany ilay rà
"ary hanototra fotaka ilay rà"