plt_tn/job/38/28.md

32 lines
777 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Manan-dray ve ny orana? Iza no niteraka ny ranon'ando?
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy mahatakatra ny nanaovan'Andriamanitra ny orana, ando, ranomandry , ary ny fanala.
# Manan-dray ve ny orana
Manoritsoritra ny orana toy ny hoe olona i Yaveh.
# niteraka
Ny asa'izany ray izany dia manao izay hahateraka ny zaza
# ranon'ando
Ny ranon'ando izay miforona avy fanodinan'ny zava-maniry na zavatra hafa ny entona ho lasa rano.
# Iza no nitondra ny fanala
"Iza no niteraka ny fanala"
# Miafina ny rano
mandritra ny ririnina, manafina ny rano ao ambaniny ny ranomandry.
# lalina
Io dia manondro ny rano lalina toy ny farihy, renirano, ary ranomasina.