forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.6 KiB
Markdown
36 lines
1.6 KiB
Markdown
# Ianao ve afaka mamelatra ny habakabaka ...fitaratra manganohano vita amin'ny vy voarendrika?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy afaka manao io zavatra io. DH: "tsy afaka mamelatra ny habakabaka ianao ...fitaratra manganohano vita amin'ny vy voarendrika."
|
|
|
|
# izay mafy toy ny fitaratra manganohano vita amin'ny vy voarendrika
|
|
|
|
Ny fitaratra dia vita tamin'ny vy. Eliho dia miresaka ny tsy fanomezan'ny habakabaka orana toy ny hoe izany dia bolongam-by mafy.
|
|
|
|
# vy voarendrika
|
|
|
|
Io dia manondro ny ny vy izay atsonika, araraka ao anaty lasitra, ary mivaingana rehefa mangatsiaka.
|
|
|
|
# Mba ampianaro anay ary izay tokony ho lazainay aminy
|
|
|
|
Eto, ny teny "anay" sy ny "-nay" dia manondro an'i Eliho, Elifaza, Bildada, ary Zofara, fa tsy i Joba tsy isany. Mampiasa io andian-teny io an'eso i Eliho.
|
|
|
|
# nohon'ny fahamaizinan'ny fisainanay
|
|
|
|
Eliho dia miresaka ny tsy fahafahana mahatakatra toy ny hoe fananana fahamaizinana ao an-tsaina. DH: "satria tsy mahatakatra izahay"
|
|
|
|
# Tokony hilazana izay tiako lazaina aminy ve Izy?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy afaka manao izany. DH: "tsy afaka maniraka olona mba hilaza aminy ny faniriako hiresaka aminy aho."
|
|
|
|
# Tokony hilazana
|
|
|
|
DH: "tokony haniraka olona hiteny aminy"
|
|
|
|
# Misy olona maniry ny ho voatelina ve?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy olonamaniry ny hitrangan'izany. DH: "Tsy misy olona maniry ny ho voatelina"
|
|
|
|
# ho voatelina
|
|
|
|
Eliho dia miresaka ny fahapotehan'ny olona toy ny hoe voatelina. DH: "fa hamotika ny olona Andriamanitra"
|