forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# Takatrao ve ny fihevahevan'ireo rahona, ireo asa mahagagan'Andriamanitra, izay tonga lafatra amin'ny fahalalana?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy mahalala ireo zavatra ireo. DH: "tsy mahalala ny fihevahevan'ny rahona ianao, ireo asa mahagagan'Andriamanitra, izay tonga lafatra amin'y fahalalana."
|
|
|
|
# fihevahevan'ny rahona
|
|
|
|
"ny fomba fihevahevan'ny rahona"
|
|
|
|
# ireo asa mahagagan'Andriamanitra
|
|
|
|
DH: "na mahatakatra ireo asa mahagagan'Andriamanitra" na "ary tsy mahatakatra ireo asa mahagagan'Andriamanitra ianao"
|
|
|
|
# Takatrao ve ny mahatonga ireo akanjonao hafana ...avy any atsimo ny rivotra?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy mahalala ireo zavatra ireo. DH: "tsy takatrao ny fomba mahatonga ny akanjona hafana ...avy any atsimo ny rivotra."
|
|
|
|
# ny mahatonga ireo akanjonao hafana
|
|
|
|
"ny mahatonga anao hafana ao anatin'ny akanjona" na "ny mahatonga anao ho tsemboka ao anatin'ny akanjonao"
|
|
|
|
# satria tonga avy any atsimo ny rivotra
|
|
|
|
Any Israely, ny rivotra mafana dia mitsoka mandalo ny tany efitra avy any atsimo ary miteraka hafanana. DH: "nohon'ny rivotra mafana sy maina mitsoka avy any atsimo"
|