forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
604 B
Markdown
12 lines
604 B
Markdown
# Mampitsahatra ny tanan'ny lehilahy tsirairay
|
|
|
|
Eto, ny teny hoe "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "Mampitsahatra ny lehilahy rehetra Izy"
|
|
|
|
# Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo, ary ny hatsiaka avy amin'ny fiparitahan'ny rivotra avy any avaratra
|
|
|
|
Any Israely, ny tafio-drivotra mahery dia mitsoka avy any atsimo ary ny hatsiaka miditra avy any avaratra.
|
|
|
|
# Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo
|
|
|
|
Eliho dia miresaka ny fitsoky ny tafio-drivotra avy any tatsimo toy ny hoe manana ny toerana hijanonany mandra-pihaviny ny tafio-drivotra.
|