forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
774 B
Markdown
20 lines
774 B
Markdown
# inty ny soniako
|
|
|
|
Manoritsoritrany fitarainany amin'Andriamanitra toy ny hoe nanotra taratasy ara-dalàna i Joba. Hanoratra ny anarany ao amin'izany izy ho fianianany fa marina avokoa izay ao anatin'ilay taratasy.
|
|
|
|
# Raha mba nanana ny fiampangana izay nosoratan'ny mpanohitra ahy aho!
|
|
|
|
"raha mba afaka namaky ny fiamapangan'ilay mpanohitra ahy mantsy aho!"
|
|
|
|
# Hitondra izany eo an-tsoroko tokoa aho, hanaovako tahaka ny satro-boninahitra izany
|
|
|
|
Io dia midika fa Andriamanitra dia hanoratra ny fitarainany manohitra an'i Joba, ary avy eo hametraka ilay taratasy eny aminny toerana ahafahan'ny rehetra mamaky izany i Joba.
|
|
|
|
# ny diako
|
|
|
|
Io dia manondro fihetsik'i Joba.
|
|
|
|
# tahaka ny andriandahy mahatoky
|
|
|
|
Io dia midika fa ho nanatona an'Andriamanitra tsy amin-tahotra i Joba
|