forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
414 B
Markdown
8 lines
414 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
|
|
|
|
# satria natahotra ny maro an'isa aho, satria nampihorohoro ahy ny tsy firarahian'ny fianakaviana
|
|
|
|
Ireo dia midika zavatra mitovy. Manamafy ireo fa ny olona iray dia manafina ny fahotany satria matahotra izay mety holazain'ny olona hafa izy.
|