forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
|
|
|
Manohy ny fitenenany i Joba.
|
|
|
|
# mikomy manohitra ny hazavana
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) hazavana hita maso na 2) hazavana ara-panahy, izay manondro an'Andriamanitra na ny fahavelomana marina. DH: "mankahala ny andro mazava" na "tsy te hanao zavatra ampahibemaso" na "mikomy manohitra an'Andriamanitra izy ireo"
|
|
|
|
# sady tsy fantatr'izy ireo ny lalany, no mijanona amin'ny lalany izy ireo
|
|
|
|
Ireo andalana roa ireo dia milaza zavatra mitovy, ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa tsy te hanaraka ny lalan'ny mazava izy ireo. DH: "tsy hain'izy ireo ny miaina ara-moraly; ialan'izy ireo lavitra ny fiainana ny fiaina-marina."
|
|
|
|
# ny mahantra sy ny olona ory
|
|
|
|
Ny teny hoe "mahantra" sy ny "ory" dia manondro vondron'olona mitovy ary manamafy fa ireo dia olona tsy afaka manampy ny tenany.
|
|
|
|
# toy ny mpangalatra izy
|
|
|
|
Ny mpamono olona an-tsokosoko dia tahaka ny mpangalatra mangalatra izay tsy misy olona mahita izay ataony. DH: "Mamono olona an-tsokosoko izy, tahaka ny mpangalatra mangalatra mangingina"
|