forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
913 B
Markdown
20 lines
913 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
|
|
|
|
Manohy ny fitenenany i Joba.
|
|
|
|
# ireo olona mahantra ireo dia mivoaka miasa tahaka ny boriki-dia any amin'ny tany hay, mitady sakafo fatratra
|
|
|
|
Ireo olona mahantra ireo dia resahina toy ny hoe boriki-dia izay tsy mahalala izay hahitan'izy ireo sakafo. DH: "ireo olona mahantra ireo dia mivoaka mba hitady sakafo tahaka ny boriki-dia any amin'ny tany efitra"
|
|
|
|
# boriki-dia
|
|
|
|
"boriky izay tsy manana n'iza n'iza mikarakara"
|
|
|
|
# Ny olona mahantra dia mijinja ... amin'ny alina; mitsimpona ny voaloboka
|
|
|
|
Ireo andalan roa ireo dia milaza zavatra mitovy ary ampisaina miaraka mba hanamafisana fa ireo olona mahantra ireo dia voatery mangalatra sakafo amin'ny alina.
|
|
|
|
# Mandry mitanjaka ...tsy manana firakofana izy ireo
|
|
|
|
Ireo andalan roa ireo dia milaza zavatra mitovy ary ampisaina miaraka mba hanamafisana fa ireo olona mahantra ireo dia tsy manana lamba ampy mba hanafanana vatana.
|