forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
922 B
Markdown
20 lines
922 B
Markdown
# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny:
|
||
|
||
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.
|
||
|
||
# ireo zanany
|
||
|
||
"Ny zanaky ny olona ratsy fanahy"
|
||
|
||
# tsy maintsy hamerina ny harena azony ny tanany
|
||
|
||
Eto, ny "tanana" dia manondro ny zanaky ny olona ratsy fanahy. Rehefa maty izy dia tsy mainty hamerina ireo zavatra rehetra izay nalainy tamin'ireo hafa.
|
||
|
||
# Ireo taolany dia feno ny tanjaky ny fahatanorana
|
||
|
||
Ny "taolany" eto dia mampiseho ny vatany. Ny "fahafenoan'ny" tanjaky ny fahatanorana dia mampiseho fahatanjahana tahaka ny tanora. DH: "Matanjaka toy ny vatan'ny tanora izy"
|
||
|
||
# saingy handry miaraka aminy anaty vovoka izany
|
||
|
||
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny fahatanorany. Ny sarin-teny "mandry miaraka amin'ny vovoka" dia mampiseho fahafatesana. Ny herin'ny fahafatesana dia sarin-tenin'ny ny fanjavonana. DH: "Fa ny herim-pahatanorany dia ho faty miaraka aminy" na "kanefa ny herim-pahatanorany dia hanjavona rehef maty izy"
|