plt_tn/job/18/21.md

8 lines
406 B
Markdown

# Famaphafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fanoritsoritany ny olona ratsy fanahy i Bildada.
# ny tranon'ny olona tsy marina, dia toeran'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary manondro olona mitovy. Ireo olona ireo eto dia tondroina amin'ny alalan'ny toerana ipetrahan'izy ireo. DH: "ny olona tsy marina, ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra"