forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1.0 KiB
Markdown
16 lines
1.0 KiB
Markdown
# Manala ny fahazavan-tsaina amin'ireo mpitariky ny olon'ny tany Izy
|
|
|
|
Ny fanalana ny fahazavan-tsain'izy ireo dia mampiseho ny fanaovana azy ireo ho tsy afa-mahatakatra. DH: "Ataony tsy afa-mahatakatra ireo mpitarika ny olon'ny tany"
|
|
|
|
# hirenireniny any an'efitra izay tsy misy lalana
|
|
|
|
Ny firenirenena any an'efitra izay tsy misy lalana dia mampiseho ny fahasarotan'ny toe-draraha sy ny tsy fahafantarana ny hatao. DH: "tsy mahazo antoka ny zavatra atao tahaka olona mirenireny any amin'ny tany ngazana tsy misy lalana"
|
|
|
|
# Mitsapatsapa ao amin'ny aizina tsy misy hazavana izy ireo
|
|
|
|
Ny ao anaty aizina tsy misy hazavana dia mampiseho ny tsy fisiam-pahalalana. DH: "sahirana mandray fanapahan-kevitra tsy amim-pahalalana toy ny olona sahirana madeha amin'ny aizina tsy misy hazavana izy ireo"
|
|
|
|
# mampivembena azy ireo tahaka ny olona mamo Izy
|
|
|
|
Ny fivembenana na firenireniavana tahaka ny olona mamo dia mapiseho fahavelomana tsy misy tanjona. DH: "ataon'ny velona tsy misy tanjona tahaka ny olona mamo izay mivembena rehefa mandeha izy ireo"
|