plt_tn/job/09/13.md

12 lines
553 B
Markdown

# ireo mpanampy an-dRahaba aza miondrika eo ambaniny
Eto "miondrika eo ambaniny" dia manamarika "fiaikena" na "faresena". DH: "potehiny mpanampin-dRahaba izy"
# Rahaba
Ny teny hoe "Rahaba" eto dia manondro biby masiaka anaty ranomasina.
# Koa mainka fa ahoana no hahafahako mamaly azy, hahafahako misafidy teny halahatra aminy?
Mametraka fanotaniana roa mitovy i Joba mba hanamafisana ny fisalasalany ny hanohitra an'Andriamanitra. Azo atao ho fanambarana ireo. DH: "Koa tsy afaka ny hamaly azy mihitsy aho na hisafidy teny handresen-dahatra azy."