forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
874 B
Markdown
20 lines
874 B
Markdown
# Famapahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireo andininy ireo, mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny fampiasana fanambarana samihafa mba hanamafisana ny famotehan'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy.
|
|
|
|
# Ny fieron'ny liona, ny feon'ny liona masiaka, ireo nifin'ny liona tanora—potika ireo.
|
|
|
|
Ny fieron'ny liona, ny feony, ary ny nifin'ny liona potika eto dia natao ho toy ny sarin'ny ratsy fanahy eo andalam-pahapotehana
|
|
|
|
# potika izy ireo
|
|
|
|
Mety atao tso-drafitra io. DH: "misy zavatra mamotika azy ireo"
|
|
|
|
# Ringana ny liona antitra nohon'ny tsy fahampian'ireo haza, ireo zanaky ny liona vavy dia miparitaka eny rehetra eny
|
|
|
|
Mampiasa sarintsarina liona matin'ny hanohanana sy fianakavian-diona miparitaka ho fanoharana ny ratsy fanahy eo an-dalam-pahapotehana i Elifaza
|
|
|
|
# miparitaka
|
|
|
|
"zavatra manaparitaka ireo zanaky ny liona vavy"
|