plt_tn/job/01/20.md

16 lines
522 B
Markdown

# nandrovitra ny akanjony, nanaratra ny lohany
Ireo dia fombafomba fitomaniana, manamarika alahelo mafy.
# Nitanjaka aho raha nivoaka tao an-kibon'ny reniko, ary hitanjaka aho rehefa hiverina ao
"Tamin'ny fahaterahako, tsy nitondra na inona na inona ho amin'ny tany aho, ary amin'ny fahafatesako dia hiverina amin-tanam-polo amin'ny tany aho."
# Tamin'ireo zava-nitranga rehetra ireo
"Teo aza ireo zava-nitranga rehetra"
# niampanga an'Andriamanitra ho nanao ny tsy mety
"milaza fa nanao ny tsy mety Andriamanitra"